Fanampiana amin’ny fandalinana
Manamarina


Manamarina

Afahana amin’ny famaizana noho ny ota ka ambara ho tsy manan-tsiny. Hamarinin’ny fahasoavan’ny Mpamonjy ny olona, amin’ny alalan’ny finoana Azy. Aseho amin’ny alalan’ny fibebahana sy ny fankatoavana ireo lalàna sy ôrdônansin’ny filazantsara izany finoana izany. Ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy dia mamela ny olombelona hibebaka sy hohamarinina na ho voavela heloka ka tsy hiharan’ny famaizana izay tokony ho nihatra taminy.