Fanampiana amin’ny fandalinana
Tsaho


Tsaho

Satana dia manely tsaho sy fifandirana—izay indraindray miorina amin’ny marina ny ampahany mba hitarihana ny olona hiodina amin’ Andriamanitra sy amin’ny zavatsoa rehetra (Hel. 16:22; JS—T 1:1). Iray amin’ny famantarana ny Fiavian’i Jesoa Kristy Fanindroany ny fahenoan’ny olona ady sy filazana ady (Mat. 24:6; F&F 45:26; JS—M 1:23).