Fanampiana amin’ny fandalinana
Voromahailala, Endriky ny


Voromahailala, Endriky ny

Famantarana efa voaomana mialoha izay hahafantaran’i Jaona Mpanao Batisa ny Mesia (Jao. 1:32–34). Nampianatra i Joseph Smith fa ny endriky ny voromahailala dia noraiketina talohan’ny nahariana izao tontolo izao ho vavolombelon’ny Fanahy Masina; koa tsy hain’ny devoly ny ho tonga amin’ny endriky ny voromahailala.