Fanampiana amin’ny fandalinana
Jetro


Jetro

Printsy ao amin’ny Testamenta Taloha sady mpisoron’ny Midiana izay nampiantrano an’i Mosesy fony i Mosesy nandositra avy tany Egypta. Natao koa hoe Regoela izy (Eks. 2:18). Nanambady an’i Zipora zanakavavin’i Jetro i Mosesy (Eks. 3:1; 4:18; 18:1–12). Nampianatra an’i Mosesy hitsinjara fahefana i Jetro (Eks. 18:13–27). Nahazo ny Fisoronana Melkizedeka tamin’i Jetro i Mosesy (F&F 84:6–7).