Fanampiana amin’ny fandalinana
Samoela ilay Lamanita


Samoela ilay Lamanita

Mpaminany Lamanita ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, izay nirahin’ny Tompo mba hampianatra sy hampitandrina ny Nefita mialoha kely ny nahaterahan’ny Mpamonjy. I Samoela dia naminany ireo famantarana mikasika ny fahaterahana sy ny fahafatesan’i Jesoa Kristy, ary koa ny faharavan’ny Nefita (Hel. 13–16).