Fanampiana amin’ny fandalinana
Fahalemena


Fahalemena

Ny toetra mety maty sy tsy ampy fahaizana sy tanjaka ary fahaiza-manao. Toe-tena ny fahalemena. Malemy avokoa ny olona rehetra, ary amin’ny alalan’ny fahasoavan’ Andriamanitra ihany no ahazoany hery hanao ny marina (Jkb. 4:6–7). Izany fahalemena izany dia miseho amin’ny ampahany ao amin’ny fahalemena na ny faharefoan’ny olona tsirairay.