Fanampiana amin’ny fandalinana
Famonjena


Famonjena

Voavonjy amin’ny fahafatesan’ny vatana sy ny fahafatesana ara-panahy. Ho voavonjy amin’ny fahafatesan’ny vatana ny olona rehetra noho ny fahasoavan’ Andriamanitra, tamin’ny alalan’ny fahafatesana sy ny Fitsanganan’i Jesoa Kristy tamin’ny maty. Ny olona tsirairay dia afaka ho voavonjy amin’ny fahafatesana ara-panahy noho ny fahasoavan’ Andriamanitra, amin’ny alalan’ny finoana an’i Jesoa Kristy. Aseho amin’ny alalan’ny fiainana feno fankatoavana ireo lalàna sy ny ôrdônansin’ny filazantsara ary ny fanompoana an’i Kristy izany finoana izany.

Famonjena ny ankizy