Fanampiana amin’ny fandalinana
Fitopololahy


Fitopololahy

Anjara fanompoana izay anokanana ny lehilahy ao amin’ny Fisoronana Melkizedeka. Ankehitriny ny kôlejin’ny Fitopololahy dia ahitana Manampahefana Ambony sy Fitopololahin’ny Vondrom-paritra. Ny Fitopololahy dia manompo amin’ny anaran’ny Tompo eo ambany fitarihan’ny Fiadidiana Voalohany sy ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo (jereo F&F 107:34). Manokana tanteraka ny fotoany ho amin’ny asa fanompoana izy.