Fanampiana amin’ny fandalinana
Filemona


Filemona

Lehilahy Kristiana ao amin’ny Testamenta Vaovao, tompon’ny andevo Onesimosy izay nandositra sy nankany amin’i Paoly. Naverin’i Paoly tany amin’i Filemona i Onesimosy, niaraka tamin’ny taratasy izay mangataka ny hamelan’i Filemona an’ilay andevo.