Fanampiana amin’ny fandalinana
Eritreritra


Eritreritra

Hevitra, fisaintsainana ary sary ao an-tsain’ny olona iray. Ny fahafahana mieritreritra dia fanomezana avy amin’ Andriamanitra, ary mifidy malalaka ny fomba ampiasantsika izany fahafahana mieritreritra izany isika. Misy fiantraikany lehibe amin’ny fihetsika sy ny ataontsika, ary koa amin’ny ho toerantsika aorian’izao fiainana izao, ny fomba fisainantsika. Ny eritreritra marina dia mitondra amin’ny famonjena, ny eritreritra ratsy kosa mitondra amin’ny fahamelohana.