Fanampiana amin’ny fandalinana
Whitmer, John


Whitmer, John

Isan’ny mpitondra voalohany tao amin’ny Fiangonana naverina tamin’ny laoniny ary iray amin’ireo vavolombelona valon’ny Bokin’i Môrmôna Jereo “Ny tenivavolombelon’ireo vavolombelona valo” ao amin’ny pejy fampidiran’ny Bokin’i Môrmôna. Nantsoina hitory ny filazantsara koa izy (F&F 30:9–11).