Fanampiana amin’ny fandalinana
Jeroboama


Jeroboama

Jeroboama, ao amin’ny Testamenta Taloha, no mpanjaka voalohan’ny ampahany avaratra amin’ny faritanin’ny Isiraely nisara-bazana. Olona avy amin’ny fokon’i Efraima izy. Nitarika fikomiana tamin’ny taranak’i Joda sy ny mpianakavin’i Davida ilay Jeroboama mamohehatra.