Fanampiana amin’ny fandalinana
Nefita


Nefita

Andian’olona ao amin’ny Bokin’i Môrmôna izay taranaky ny mpaminany Nefia, zanakalahin’i Lehia ny ankamaroany. Nisaraka tamin’ny Lamanita izy ireo, ary amin’ny ankapobeny dia marina kokoa noho ny Lamanita. Na izany aza anefa, dia nofongoran’ny Lamanita izy tamin’ny farany noho ny faharatsiana.