Fanampiana amin’ny fandalinana
Siblôna


Siblôna

Ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, zanakalahin’i Almà zanany. Nampianatra ny Zôramita ny filazantsara i Siblôna, ary nenjehina izy noho ny fahamarinany. Nanafaka azy tamin’ny fanenjehana ny Tompo noho ny fahatokiany sy ny faharetany (Almà 38). Nisy fotoana ihany koa nitandreman’i Siblôna ireo rakitsoratra Nefita (Almà 63:1–2, 11–13).