Fanampiana amin’ny fandalinana
Saoly, Mpanjakan’i Isiraely


Saoly, Mpanjakan’i Isiraely

Ao amin’ny Testamenta Taloha, mpanjaka voalohany teo amin’i Isiraely talohan’ny nizarany. Na dia olo-marina aza izy tany am-piandohan’ny fanjakany, dia lasa feno avonavona sy tsy nankatò an’ Andriamanitra izy tamin’ny farany (1 Sam. 9–31).