Fanampiana amin’ny fandalinana
Satroboninahitra


Satroboninahitra

Ravaka boribory entin’ny mpitondra eo amin’ny loha. Mety ho tandindon’ny hery selestialy, ny fanapahana ary ny maha-Andriamanitra izany. Ireo izay maharitra amin’ny fitandremana ny didin’ Andriamanitra rehetra hatramin’ny farany no hahazo ny satroboninahitry ny fiainana mandrakizay (Jereo F&F 20:14; Mos. 7:56; JS—M 1:1).