Fanampiana amin’ny fandalinana
Fahafolonkarena


Fahafolonkarena

Iray ampahafolon’ny fananana miditra isan-taona, ka omena ny Tompo amin’ny alalan’ny Fiangonana. Ampiasaina ny tahirin’ny fahafolonkarena hananganana fiangonana sy tempoly, hanohanana ny asa fitoriana, ary hananganana ny fanjakan’ Andriamanitra eto an-tany.