Fanampiana amin’ny fandalinana
Rigdon, Sidney


Rigdon, Sidney

Isan’ireo niova fo voalohany sady mpitondra tao amin’ny Fiangonana naverina amin’ny laoniny tamin’ny taona 1830 sy ny fanombohan’ny taona 1840. Niasa toy ny mpanolotsaina voalohany an’i Joseph Smith tao amin’ny Fiadidiana Voalohany ao amin’ny Fiangonana izy nandritra ny fotoana iray (F&F 35; 58:50, 57; 63:55–56; 76:11–12, 19–23; 90:6; 93:44; 100:9–11; 124:126). Nivadika izy taty aoriana ary nesorina tsy ho mpikambana ny volana septambra 1844.