Fanampiana amin’ny fandalinana
Batseba


Batseba

Vadin’i Oria; lasa vadin’i Davida taty aoriana ary renin’i Solomona. Nanitsakitsa-bady niaraka taminy i Davida Mpanjaka. Izy koa no nampandry ny tetika hamonoana ny vadin-dravehivavy tamin’ny ady (2 Sam. 11), fahotana izay nanana fiantraikany mandrakizay tamin’i Davida (F&F 132:39).