Fanampiana amin’ny fandalinana
Tsodranon’ny Patriarika


Tsodranon’ny Patriarika

Fitahiana omena ireo mpikambana mendrika ao amin’ny Fiangonana amin’ny alalan’ny patriarika voatokana. Ny tsodranon’ny patriarika dia mirakitra ny torohevitry ny Tompo ho an’ny olona izay mandray ny tsodrano, ary koa manambara ny firazanany ao amin’ny mpianakavin’i Isiraely. Afaka manome tsodrano manokana ny ray amin’ny maha-patriariky ny ankohonany azy, saingy tsy raketina na tehirizin’ny Fiangonana izany.