Fanampiana amin’ny fandalinana
Tsimparifary


Tsimparifary

Ahitra na voa misy poizina izay mitovy endrika amin’ny varimbazaha. Tsy hay avahana amin’ny varimbazaha izy raha tsy efa vokatra tanteraka (Mat. 13:24–30; F&F 86:1–7).