Fanampiana amin’ny fandalinana
Fakam-panahy


Fakam-panahy

Fizahana ny fahaizan’ny olona iray misafidy ny tsara amin’ny ratsy; fitarihana hanota sy hanaraka an’i Satana fa tsy Andriamanitra.