Fanampiana amin’ny fandalinana
Talenta


Talenta

Havesatra vola fahiny izay nanan-danja lehibe. Nampiasaina koa izany ho tandindon’ny zavatra izay sarobidy toy ny ny filazantsaran’i Jesoa Kristy (Mat. 25:14–29; Ete. 12:35; F&F 60:2, 13).