Fanampiana amin’ny fandalinana
Rehoboama


Rehoboama

Ao amin’ny Testamenta Taloha, zanakalahin’i Solomona Mpanjaka. Nandimby an-drainy izy ary nanjaka nandritra ny fito ambin’ny folo taona tao Jerosalema (1 Mpan. 11:43; 14:21, 31). Nandritra ny nanjakan’i Rehoboama no nizaran’ny fanjakana ho ny fanjakan’i Isiraely any Avaratra sy ny fanjakan’i Joda any Atsimo (1 Mpan. 11:31–36; 12:19–20). Nanjaka tamin’ny fanjakan’i Joda i Rehoboama.