Fanampiana amin’ny fandalinana
Zakarià


Zakarià

Ao amin’ny Testamenta Vaovao, ny rain’i Jaona Mpanao Batisa. Nitana ny anjara fanompoan’ny mpisorona i Zakarià ary niadidy tao amin’ny tempoly.