Fanampiana amin’ny fandalinana
Patten, David W.


Patten, David W.

Mpikambana tao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roa ambin’ny folo voalohany nofinidy tamin’ny fotoampitantanan’ny andro farany. I David Patten no maritiora voalohan’ny Fiangonana tafaverina amin’ny laoniny raha izy maty tamin’ny ady tao amin’ny Renirano Crooked, tao Missouri, ny taona 1838.