Fanampiana amin’ny fandalinana
Jaredita


Jaredita

Olona ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, izay tamingan’i Jareda sy ny rahalahiny ary ny namany (Ete. 1:33–41). Notarihin’ny Andriamanitra avy tany amin’ny Tilikambon’i Babela izy ireo hankany Amerika, ilay tany nampanantenaina (Ete. 1:42–43; 2–3; 6:1–18). Na nahatratra an-tapitrisany aza ny isan’ny vahoaka, indray maka dia fongana avokoa izy ireo noho ny ady an-trano nentin’ny faharatsiana (Ete. 14–15).