Fanampiana amin’ny fandalinana
Voan-tsinapy


Voan-tsinapy

Voan’ny hazo tsinapy. Na dia bitika aza ny voany, dia avo izaitsizy ny hazo maniry avy aminy. Noharin’i Jesoa tamin’ny voan-tsinapy ny fanjakan’ Andriamanitra (Mat. 13:31).