Fanampiana amin’ny fandalinana
Namàna


Namàna

Ao amin’ny Testamenta Taloha, kapitenin’ny miaramilan’ny mpanjakan’i Syria. Boka koa izy. Noho ny finoan’ny mpanompovavy Isiraelita iray nandeha tany Isiraely hijery ny mpaminany Elisa. Sitrana tamin’ny habokana izy rehefa nanetry tena sy nandro im-pito tao amin’ny renirano Jordana araka izay natoron’ny mpaminany Elisa (2 Mpan. 5:1–19; Lio. 4:27).