Fanampiana amin’ny fandalinana
Naomy


Naomy

Ao amin’ny Testamenta Taloha, vehivavy olo-marina sady vadin’i Elimeleka (Rota 1–4). Nitondra ny fianakaviany tany Moaba i Elimeleka sy i Naomy handositra ny mosary. Taorian’ny fahafatesan’i Elimeleka sy ny zanany roalahy, dia niverina tany Betlehema niaraka tamin’i Rota vinantovaviny i Naomy.