Fanampiana amin’ny fandalinana
Mpisorona, Fisoronana Aharôna


Mpisorona, Fisoronana Aharôna

Anjara fanompoana ao amin’ny Fisoronana Aharôna. Fahiny, ny anjara fanompoana ambony indrindra tao amin’ny Fisoronana Levy dia nohazonin’i Aharôna sy ny taranany irery ihany. Nesorina izany famerana izany rehefa nanatanteraka ny lalàn’i Mosesy i Kristy.