Fanampiana amin’ny fandalinana
Nahoma


Nahoma

Mpaminany avy any Galilia ao amin’ny Testamenta Taloha, izay nanoratra ny faminaniany teo anelanelan’ny 642 sy 606 taona talohan’i Kristy.

Ny bokin’i Nahoma

Toko 1: miresaka ny amin’ny firehetan’ny tany amin’ny fiaviana fanindroany ary ny famindram-po sy ny herin’ny Tompo. Toko 2: mitantara ny faharavan’i Ninive izay tandindon’ny zavatra hitranga amin’ny andro farany. Ny toko 3: manohy ny filazana mialoha ny faharavana mahonena hanjo an’i Ninive.