Fanampiana amin’ny fandalinana
Fahagagana


Fahagagana

Zava-mahatalanjona miseho noho ny herin’Andriamantra. Lafiny lehibe amin’ny asan’i Jesoa Kristy ny fahagagana. Ao anatiny ny fanasitranana, ny famelomana sy fananganana ny maty. Ampahan’ny filazantsaran’i Jesoa Kristy ny fahagagana. Mila finoana ny fanehoana fahagagana (Mar. 6:5–6; Môrm. 9:10–20; Ete. 12:12).