Fanampiana amin’ny fandalinana
Zerobabela


Zerobabela

Ao amin’ny Testamenta Taloha, rehefa nanome lalana ny Jiosy i Kiprosy hiverina tany Palestina, dia i Zerobabela no voatendry ho Governora na solontenan’ireo andriana Jiosy. I Sezbasara no anarana Persiana nentiny (Ezra 1:8). Nandray anjara tamin’ny fananganana indray ny tempolin’i Jerosalema izy (Ezra 3:2, 8; 5:2).