Fanampiana amin’ny fandalinana
Fitondrantena maloto


Fitondrantena maloto

Fandraisana anjara an-tsitrapo amin’ny fanitsakitsaham-bady; ny fijangajangana, ny firaisana ara-nofo eo amin’ny lahy samy lahy na vavy samy vavy, ny firaisana amin’ny olom-pady, na izay rehetra firaisana ara-nofo tsy masina sy mifanohitra amin’ny voa-janahary ary tsy madio.