Fanampiana amin’ny fandalinana
Ely


Ely

Mpisorona avo sady mpitsara ao amin’ny Testamenta Taloha fony ny Tompo niantso an’i Samoela ho mpaminany (1 Sam. 3). Nandevilevy azy ny Tompo noho ny nandeferany tamin’ny faharatsian’ny zanakalahiny (1 Sam. 2:22–36; 3:13).