Fanampiana amin’ny fandalinana
Fitahiana


Fitahiana

Manolotra ny olona ny fankasitrahan’ Andriamanitra. Rehefa mety ho zavatra ka mitondra hasambarana marina, fiadanana na firoboroboana dia fitahiana.

Ny fitahiana rehetra dia mifototra amin’ireo lalàna mandrakizay (F&F 130:20–21). Koa satria tian’ Andriamanitra hahita fifaliana ny zanany eo amin’ny fiainany (2 Ne. 2:25), dia nomeny fitahiana izy ireo ho vokatry ny fankatoavana ny lalàny (F&F 82:10), ho valin’ny vavaka na ny ôrdônansin’ny fisoronana (F&F 19:38; 107:65–67), na amin’ny alalan’ny fahasoavana (2 Ne. 25:23).

Ny lisitr’ireo andalan-tsoratra malaza momba ny fitahiana dia ny Fahasambarana (Mat. 5:1–12; 3 Ne. 12:1–12).

Amin’ny ankapobeny

Fitsofan-drano ny ankizy