Fanampiana amin’ny fandalinana
Fanasana Farany


Fanasana Farany

Araka ny Testamenta Vaovao, ny sakafo farany nohanin’i Jesoa talohan’ny nisamborana sy nanomboana Azy (Lio. 22:14–18). Nihinana izany izy sy ny Apôstôly Roa ambin’ny folo nandritra ny Paska (Mat. 26:17–30; Mar. 14:12–18; Lio. 22:7–13).