Fanampiana amin’ny fandalinana
Manokana


Manokana

Manolotra, manamasina, na manjary marina. Ny lalàn’ny fanokanana dia fitsipika avy amin’ Andriamanitra izay anokanan’ny lehilahy sy ny vehivavy an-tsitrapo ny fotoany, ny talentany ary ny hareny ho fananganana sy fanorenana ny fanjakan’ Andriamanitra.