Fanampiana amin’ny fandalinana
Kapiteny


Kapiteny

Manamboninahitra tao amin’ny tafika Romana, nibaiko miaramila dimampolo ka hatramin’ny zato. Ny holafitra toy izany dia manome ny iray ampahenin’ny leziona Romana. (Jereo Mat. 8:5; Lio. 23:47; Asa 10:1–8).