Fanampiana amin’ny fandalinana
Fanekem-pinoana


Fanekem-pinoana

Foto-kevitra telo ambin’ny folo izay inoan’ny mpikambana ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany.

Taratasy nosoratan’i Joseph Smith ho an’i John Wentworth, mpamoaka ny gazety Chicago Democrat izany tamin’ny voalohany, ho valin’ny fangatahany te hahafantatra izay inoan’ny Fiangonana. Nanjary fantatra tamin’ny hoe taratasin’i Wentworth ilay taratasy ary navoaka tao amin’ny Times and Seasons ny volana martsa 1842. Nekena ampahibemaso ho toy ny soratra masina ny Fiekem-pinoana ny 10 ôktôbra 1880, tamin’ny alalan’ny fandanian’ny mpikambana ao amin’ny Fiangonana izany, ary natsofoka ho isan’ny Voahangy Lafo Vidy.