Fanampiana amin’ny fandalinana
Fiangonan’i Jesoa Kristy


Fiangonan’i Jesoa Kristy

Fikambanana misy ny rafi-pandamin’nyn’ireo mpino izay efa nitondra ny anaran’i Jesoa Kristy tamin’ny alalan’ny batisa sy ny fandraisana ho mpikambana. Tsy maintsy Fiangonan’ny Tompo vao Fiangonana marina, tsy maintsy manana ny fahefany, ny fampianarany, ny lalàny, ny ôrdônansiny ary ny anarany; ary tsy maintsy entiny amin’ny alalan’ireo solotena izay efa notendreny.