Fanampiana amin’ny fandalinana
Smith, Joseph F.


Smith, Joseph F.

Filoha fahenin’ny Fiangonana; lahitokan’i Hyrum sy Mary Fielding Smith. Teraka tamin’ny 13 nôvambra 1838 izy, ary maty tamin’ny 19 nôvambra 1918.