Fanampiana amin’ny fandalinana
Siza


Siza

Mpitari-tafika Jaredita ao amin’ny Bokin’i Môrmôna. Maty tamin’ny faran’ny ady lehibe izay namongotra ny firenena Jaredita manontolo izy (Ete. 14:17–15:31).