Fanampiana amin’ny fandalinana
Eveka Miahy


Eveka Miahy

Manampahefana ambony ao amin’ny Fiangonana. Manana andraikitra faobe amin’ny raharahan’ny Fiangonana momba ny zavatr’izao fiainana izao izy (F&F 107:68). Ny eveka miahy sy ireo mpanolotsainy, izay manampahefana ambony ihany koa, no miadidy ny Fisoronana Aharôna ao amin’ny Fiangonana (F&F 68:16–17; 107:76, 87–88).