Fanampiana amin’ny fandalinana
Whitney, Newel K.


Whitney, Newel K.

Isan’ny mpitondra voalohany tao amin’ny Fiangonana naverina tamin’ny laoniny. Eveka tao Kirtland, Ohio (Amerika) i Newel K. Whitney, ary nanompo tamin’ny maha-Eveka mpiahy tao amin’ny Fiangonana (F&F 72:1–8; 104; 117).