Fanampiana amin’ny fandalinana
Mioleka


Mioleka

Zanakalahin’ny mpanjaka Zedekia ao amin’ny Testamenta Taloha (tokony ho ny 589 taona talohan’i Kristy). Milaza ny Baiboly fa novonoina avokoa ireo zanakalahin’i Zedekia (2 Mpan. 25:7), saingy hazavain’ny Bokin’i Môrmôna fa afa-bela i Mioleka (Hel. 8:21).