Fanampiana amin’ny fandalinana
Smith, Samuel H.


Smith, Samuel H.

Zandry lahin’ny mpaminany Joseph Smith (JS—T 1:4). Teraka tamin’ny taona 1808 izy ary maty tamin’ny taona 1844. Iray tamin’ireo vavolombelona valon’ny Bokin’i Môrmôna izy ary nanompo amin’ny maha-iray amin’ireo misiônera voalohany tao amin’ny Fiangonana naverina amin’ny laoniny (F&F 23:4; 52:30; 61:33–35; 66:7–8; 75:13).