Fanampiana amin’ny fandalinana
Pentateoka


Pentateoka

Anarana nomena ireo boky dimy voalohany ao amin’ny Testamenta Taloha—Genesisy, Eksodosy, Levitikosy, Nomery ary Deoteronomia. Antsoin’ny Jiosy hoe “Tôrà” na ny lalàn’i Isiraely ireo boky ireo. I Mosesy no nanoratra azy (1 Ne. 5:10–11).