Fanampiana amin’ny fandalinana
Agripa


Agripa

Ao amin’ny Testamenta Vaovao, zanakalahin’i Heroda Agripa Ⅰ ary anadahin’i Berenika sy i Drosila. Izy dia mpanjakan’i Kalsisy, any Libanona. Nihaino an’i Paoly Apôstôly izy ary saika resy lahatra ho Kristiana (Asa 25–26; JS—T 1:24).